Teny iditra | 1 diosezy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [fr. diocèse] (Fiv. kat.) Faritany eo ambany fitondran' ny eveka iray, izay mandidy mahatapaka eo amin' io faritra io rehefa manaraka ny sori-dalan' ny Eglizy |
Voambolana |
4 Fivavahana, finoana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |