Teny iditra | 1 diovina |
Fototeny | 2 dio |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Sasana, atao afa-doto: Diovy ny akanjonao fa fety rahampitso / Diovy ny fonao Fotsina: Efa nodiovin' ny miaramila ve ny benitra? Nangalarana, atao mafafa: Nodiovin' ny dahalo ny tanàna tao Ananona |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be cleansed, to be purified 6 [1.7] to be cleaned |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] qu'on nettoie, qu'on purifie |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 andiovy, diovina, idiovan, nidiova, nivoady, nodiavi, nodivai, novidia, vidinao, voadini, vodinay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |