|
|
|
|

Teny iditra1  dipoavatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [fr. du poivre] Zavamaniry masiatsiaka karazana tsimperifery, fampiasa hampahatsiro sakafo, ka amin' ny endrika roa no isehoany: na vovobovoka mainty avy amin' ny voankazo aminy nototoina, na vovobovoka fotsy, avy amin' ny voany madinika ao anatiny kosa nototoina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] pepper [Fr. de poivre]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] (du français : « du poivre »). Nom du poivre en grains, préparé à partir des fruits de Piper nigrum L. (Piperaceae), introduit et cultivé. On en distingue deux sortes commerciales : [Tankarana]
6  [Betsimisaraka] - le poivre noir : dipoavatramainty, séché avec le péricarpe ;
- le poivre blanc : dipoavatrafotsy, débarrassée de son péricarpe et lavé avant le séchage.
Le poivre noir écrasé est incorporé à la farine de manioc pour faire des cataplasmes révulsifs ; appliqués dans les maladies pulmonaires, contre les douleurs articulaires, etc.
Ohatra  7  [2.366] Raha tsy nisy ireny dia tsy nisy ny hiasa sy hamboly ny tany nampamokarana ny siramamy, ny nato, ny dipoavatra ets.
Voambolana  8  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02