|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  disaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Valaka, sasatra
4  Leo na tofoka tanteraka
5  Entina milaza koa ny mongomongo, ny potipotika na torotoro [1.1]
6  sasatra [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  7  broken to pieces, smashed, bruised, dashed
8  exhausted, as money
9  tired, wearied [1.2]
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Mpamaritra :
Tovy hevitra  14  disadisaka, sasatra, mokotra, trotroka, valaka
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)17  disaka
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny frantsay  19  (la racine disaka évoque l'idée de briser, de broyer, de réduire en poudre ou en menus morceaux ; allusion aux graines qui sont broyées pour en extraire la matière grasse). Symphonia lepidocarpa Baker (Clusiaceae). La matière grasse concrète, sorte de beurre végétal, obtenue de ces graines est très appréciée pour la préparation des onguents et crèmes de beauté. [Taisaka] [1.196]
Voambolana  20  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  22  disaka, sadika

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31