Teny iditra | 1 disanteria |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [fr. dysenterie] Aretina mampivalan-dra izay mety hahatratra indroapolo na mihoatra isan' andro ka mahatonga faharerahana, fahiazana ary tsy fahampiandra |
Voambolana | 4 Fahasalamana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |