Teny iditra distrika
Sokajin-teny anarana
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: distric.
Ohatra Tonga, hono, ny lehiben' ny distrika sy ny milisy nanao famotorana. [Andraina: Mitaraina, takila 72]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31