Teny iditra (1/2) | 1 divay |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavapisotro vita amin' ny ranomboaloboka navela hiketriketrika; misy alkaola eo amin' ny 11-12° eo ho eo ny divay ka mahamamo sy manimba raha sotroina betsaka; mety hahasalama kosa izy raha sotroina amin' ny fotoanan' ny sakafo ka tsy mihoatra ny androatokon' ny litatra amin' ny sakafo mandritra ny andro |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] wine |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] vin |
Ohatra |
6 Omeo divay izahay! [2.285#] 7 Namboly sy niompy koa izy ka sady nanao divay sy toaka no namboatra fromazy. [2.113#] |
Voambolana |
8 Toe-karena: hanina |
Lahatsoratra |
9 Randzavola: divay ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/2) | 10 divay |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] Karazan-kazo salasala |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.1] Ketmie oseille 14 [1.196] (du français « du vin »). Hibiscus sabdariffa L. (Malvaceae). [Sakalava] Vitis microdiptera Baker (Vitaceae) (voir famakientana). [Betsimisaraka] 15 [Bezanozano] 16 [Tanala] |
Voambolana |
17 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 19 adivi, diavi, divai, divay, vidia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |