Teny iditra (1/3) | 1 doany |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Toerana misy ny fasa-mpanjaka sakalava izay ivavahana angataham-pitahiana 4 [1.78] [Sihanaka] toerana fijoroana (fivavahana) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.19] [Tankarana]
résidence royale, capitale ; désigne aussi la mer. |
Voambolana |
6 Fivavahana, finoana |
Sary |
|
Teny iditra (2/3) | 9 doany |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] [frantsay douane] Vola aloa ho fadintseranana Sampan-draharaham-panjakana maka ny fadin-tseranana |
Tovy hevitra | 12 ladoany |
Teny iditra (3/3) | 13 doany |
Fototeny | 14 doana |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana doanana [Fitanisana] |
Fivaditsoratra | 16 adino, anôdy, aodin, daino, doany, donai, donay, donia, idona, indao, nadio, naodi, niado, nodia, odian, odina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |