Teny iditra dobebaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mivelatra sy makadiry ny vavany
¶ Botetaka, mipetraka mibahantoerana noho ny hatezerana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23