|
|
|
|

Teny iditra1  dodona
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Maika fatratra, maimay te-hanao zavatra na hiteny eo no ho eo na handeha avy hatrany: Dodona erỳ Rakoto handeha hody
Rototra, mafana fo: Tsy dodona akory izy nilazako izany.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] in a hurry; pushing violently
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.19] [Tankarana] pressé. See dodoka.
Ohatra  6  [2.313] tsy mahapetraka fa efa maika, dodona be ihany.
7  [2.4] Soa ihany, fa izaho efa dodona amin' ny fahamaizako.
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny dodona io

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02