Teny iditra dodona
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Maika fatratra, maimay te-hanao zavatra na hiteny eo no ho eo na handeha avy hatrany: Dodona erỳ Rakoto handeha hody
Rototra, mafana fo: Tsy dodona akory izy nilazako izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy In a hurry; pushing violently [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Pressé. See dodoka. [1.19]
Ohatra 
1tsy mahapetraka fa efa maika, dodona be ihany. [2.313]
2Soa ihany, fa izaho efa dodona amin' ny fahamaizako. [2.4]
Sampanteny 
 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/04/12