Teny iditra | ![]() |
dofitra |
Sokajin-teny | Tsy lazaina | |
Famaritana malagasy | Enti-milaza fidonana amin-javatra, fiantraika na fipokan' ny zavatra roa, saingy ny iray manatona fa ny iray donina tsy mihontsina eo am-pitoerana fotsiny, na ny iray mandona mievotra fotsiny nony midona amin' ilay iray hafa. [Rajemisa 1985] | |
Sampanteny | adofitra, fidofitra, midofitra, tafadofitra, voadofitra | |
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23 |
![]() |