Teny iditra (1/2) | 1 dohaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mpirehaka, mpirehareha ho manao izao sy izao. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#111] prodigue par vanité, hâbleur, charlatan |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 dohàka |
Sokajin-teny | 10 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] Enti-milaza feo mangoboka sy mitrena |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.3#112] éclat d'une voix forte, sourde, braillarde, son des bourdons, des timbres, des grandes horloges ; rauque, cassé |
Voambolana |
13 Feo |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 20 adohak, dohàka, dohaka, hadako, hodaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |