Teny iditra | dokotra | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-borona mitovitovy amin' ny ganagana [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A muscovy duck [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Canard musqué [1.54, 1.8] | ||
Voambolana | Haibiby: vorona | ||
Anaram-biby |
| ||
Ny fihaviany | Anglisy: duck. | ||
Mpanahaka | sarin-dokotra | ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny dokotra io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |