|
|
|
|

Teny iditra1  dolelaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Koka lava, feo tokana lavareny rehefa miantso
Fiantsoana olona ka halavaina na tarihina ho lava ny fanononana ny vaninteny farany amin' ny anarany na ampiana zana-peo toy ny a, ò! (ankehitriny)
Voambolana  4  Feo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07