Teny iditra Dolichos
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Dolichos axillaris voavahy
Dolichos biflorus voavahy
Dolichos fangitsa fangitsa, fangitsy
Dolichos lablab antaka, antaoka, ataka, hantake, makape, voavahiatatra, voavahiatra, voavahihatatra
Dolichos sp. kalamakafotsy, kalamakamena
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/21