Teny iditra domatika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] dinta [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] karazan-dinta, dintam-bohitra (tia aty ala sy ny toerana mandomando: Lalañ'be domatika ny mandeha an-kosin-dry Tsaboa (lalana feno dintam-bohitra ny mankany amin'ny tanimbarin-dry Tsabao) [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

2009/02/23