Teny iditra (1/2) | 1 domiverina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Singan-teny | 3 dona, miverina |
Kamban-teny rehetra |
|
Fanazavàna teny malagasy |
5 [1.1] Fipaikan-javatra amin' ny rindrina na zavatra hafa izay mahatonga azy hiverina amin' ny toerana niaviany ihany indray: Raha sendra rindrina ny feo, dia manao domiverina, ka izany no mahatonga ny ako |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] choc en retour 7 [1.13] contre-coup |
Teny iditra (2/2) | 8 Domiverina |
Sokajin-teny | 9 anarana (teatira) [Fitanisana] |
Singan-teny | 10 domiverina |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.59] opérette de 1939 |
Voambolana |
12 Haisoratra: teatira |
Mpanoratra |
13 Rajaonson Charles |
Fivaditsoratra | 14 domiverina, Domiverina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |