Teny iditra | 1 donafana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Semporina amin' ny setroka: Aza donafana ny vahiny, rankizy Asiana: Nodonafany tehamaina ny zandriny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be smoked, to be suffocated with smoke |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] qu'on enfume; qu'on suffoque avec la fumée; |
Fototeny | 6 donaka |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 10 donahana |
Fivaditsoratra | 11 donafana, fandoana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |