Teny iditra donafana (donaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Semporina amin' ny setroka: Aza donafana ny vahiny, rankizy
Asiana: Nodonafany tehamaina ny zandriny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be smoked, to be suffocated with smoke [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on enfume; qu'on suffoque avec la fumée; [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : donafana, donafako, donafanao, donafany, donafantsika, donafanay, donafanareo, donafan', donafan-, donafam-, donafa-
Ny lasa : nodonafana, nodonafako, nodonafanao, nodonafany, nodonafantsika, nodonafanay, nodonafanareo, nodonafan', nodonafan-, nodonafam-, nodonafa-
Ny hoavy : hodonafana, hodonafako, hodonafanao, hodonafany, hodonafantsika, hodonafanay, hodonafanareo, hodonafan', hodonafan-, hodonafam-, hodonafa-
Tovy hevitra donahana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31