|
|
|
|

Teny iditra1  donaina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Kapohina, velezina, asiana mafy: Nodonainan' ny zokiny izy ka nahatsiaro fanina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] qu'on frappe, qu'on bat comme font les laveuses: Nodonainao mafy loatra ny zazakely (Vous avez frappé l'enfant trop fort) ~ Aza donainao loatra ny lamba (Ne battez pas trop fort le linge)
Fototeny  5  dona
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  adonany, anadino, andaino, andanio, Andoany, andoany, anindao, anodian, anodina, aondany, daninao, dinanao, doanany, donaina, idonana, iondana, nanadio, nanodia, naodina, nodaina, nodiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/13