Teny iditra donaina (dona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Kapohina, velezina, asiana mafy: Nodonainan' ny zokiny izy ka nahatsiaro fanina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on frappe, qu'on bat comme font les laveuses: Nodonainao mafy loatra ny zazakely (Vous avez frappé l'enfant trop fort) ~ Aza donainao loatra ny lamba (Ne battez pas trop fort le linge) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : donaina, donaiko, donainao, donainy, donaintsika, donainay, donainareo, donain', donain-, donaim-, donai-
Ny lasa : nodonaina, nodonaiko, nodonainao, nodonainy, nodonaintsika, nodonainay, nodonainareo, nodonain', nodonain-, nodonaim-, nodonai-
Ny hoavy : hodonaina, hodonaiko, hodonainao, hodonainy, hodonaintsika, hodonainay, hodonainareo, hodonain', hodonain-, hodonaim-, hodonai-
Filaza mandidy : donao, donay

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31