|
|
|
|

Teny iditra1  donendrina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Tsy mahalala na inona na inona fa bado sy adaladala.
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.7] stupid, simpleminded
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.3#114] maladroit, entrepris, simple, sot, nigaud
11  [1.8] hébété
Ohatra  12  [1.302#] lany ve, hono, ny hambo no ny ratsy no manitsa-doha, ny malemy no be fila kisa, ny donendrina no avy manitsaka?

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29