|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  dongona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Havoana mandondona; tanjona na antontan-javatra miavoavo toy ny famoloana na ny fasana aniritra mivohom-pafana.
4  [1.13] vatom-bolokano manao kitso-na vatolampy eny amin'ny tendrombohitra
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.19] [Tankarana] bosses du terrain.
6  [1.13] lave solidifiée
Voambolana  7  Haibolantany
Mpanahaka  8  dongontany

Teny iditra (2/2)9  dongona
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.13] came
Voambolana  12  Haitao

Fivaditsoratra  13  angodon, dongona, nangodo, ngodona

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21