Teny iditra | 1 dongon-tany |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fototeny | 3 dongona, tany |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ny fasana: Ao ambany dongon-tany, ao anaty vatam-paty misy reny tsy miteny, hatry ny ela no tavela (Eliza Freda) |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |