|
|
|
|

Teny iditra1  donina
Fototeny  2  dona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Pohina: Nodonin' ny andry ny lohako ka fanina mihitsy aho
Pehina: Doninao mafy loatra ny varavarana
Asian-teny henjana, tenenina mafy: Nodonin' ny lehibeny izy ka vaky barara tery,
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be struck, to be knocked on
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on frappe
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  andony, donain, donina, idonan, nandio, nanody, naodin, nidona, nodian, nodina, ondany

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20