Teny iditra donoky
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] mofo mangahazo na vary mifona ravina [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Taisaka] pain de manioc ou de riz enveloppé d'une feuille [Deschamps 1936]

2009/02/23