Teny iditra | 1 donto |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy mandre tsara fa marenindrenina: Donto mihitsy ny sofin' io zaza io: intelo izy no antsoina vao mahare Dombo ny lelany na bontolo ny lohany: Dontoity itỳ fandraka itỳ Tsy moramandray fampianarana: Donto velona izany raha zaza: telo volana vao mahay abidy Enti-milaza ny vilany izay maharitra elaela vao tanteraky ny hafanana: Ario any io vilany io fa donto izaitsizy: adiny iray vao mahamasa-bary |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] stupid |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#115, 1.8] stupide 6 [1.3#115] sourd, émoussé, obstiné, têtu, abruti, endurci, déterminé, hardi |
Ohatra |
7 Rotsiako mangina ny foko efa donto, ary safosafoiko ny masoko bongo! [1.241] 8 Lasa donto sy hena velona ny tena ka tsy tsaroana intsony na fanenony na kaikiny. [2.472] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny donto io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |