| Teny iditra (1/3) | 1 doroka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mamo, leon-javapisotro: Doroka isan-kariva ingahy Rabe ato atsimo
4 Rendrika sy tsy mahatsiaro izay ataony intsony. [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 12 doroka |
| Sokajin-teny | 13 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 [Antambahoaka] matory andro
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 15 doroka |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 [Tankarana] nom d'une espèce de gros ver.
[1.19] |
| Voambolana | 18 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Kamban-teny rehetra | 19 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | doroka, 20 radoko, 21 rodoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/20 |
|