Teny iditra | doroka | ||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mamo, leon-javapisotro: Doroka isan-kariva ingahy Rabe ato atsimo Rendrika sy tsy mahatsiaro izay ataony intsony. [1.1] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny doroka io | ||||||||||||
Teny iditra | doroka | ||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Matory andro [1.78] | ||||||||||||
Teny iditra | doroka | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Nom d'une espèce de gros ver. [1.19] | ||||||||||||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | ||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Anaram-biby |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | doroka, radoko, rodoka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |