Teny iditra dosa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tandroy] fonja, vongana: Omeo ahy ty vy dosa e roa fa ho tefeko [Rakotosaona 1972]

2010/04/22