Teny iditra dotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahamaizana amin' ny afo
Fahaporetana [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra doro

Teny iditra dotra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Poritra eo am-panaovana raharaha na maika hahavita iavatra: Dotra ery sizy nampanao ahy ny akanjony [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31