|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  dotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fahamaizana amin' ny afo
Fahaporetana
Tovy hevitra  4  doro

Teny iditra (2/2)5  dotra
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Poritra eo am-panaovana raharaha na maika hahavita iavatra: Dotra ery sizy nampanao ahy ny akanjony

Fivaditsoratra  8  dotra, drtoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21