Teny iditra | 1 dozenina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Antokon-javatra miisa roa ambin' ny folo: Atody roa dozenina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a dozen |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] douzaine |
Fivaditsoratra | 6 dozenina, nodezain |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |