|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  draiko
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe ray

Teny iditra (2/2)3  draiko
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5  [1.1] Enti-milaza famindra manano sarotra na fandeha toa mijaikolaiko, noho ny aretina mahazo na ny havizanana
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] an unseemly gait, an awkward mode of walking, limping.
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3#117] Action de marcher clopin-clopant
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Mpanahaka  13  jehojeho.

Fivaditsoratra  14  draiko, kidroa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21