Teny iditra |
 |
drakadraka
|
Sokajin-teny | |
anarana
|
Famaritana malagasy | |
Karazan-kaingo taloha fitondra an-doha; asiana rantsana mitsatoka eo amin' ny randram-bolo, ka mirangaranga toy ny sanga avo ny fijery azy, mifanahantsahana amin' ny diadema tatỳ aoriana [Rajemisa 1985]
|
Famaritana anglisy | |
an ornament worn on the head, used in the ceremony of circumcision [Richardson 1885]
|
Voambolana | |
Sampanteny | |
|
Teny iditra |
 |
drakadraka
|
Sokajin-teny | |
anarana
|
Famaritana malagasy | |
Mpitsikilo, polisy miafina (taloha) [Rajemisa 1985]
|
Famaritana anglisy | |
a soldier on the look out for the enemy. [Richardson 1885]
|
Famaritana frantsay | |
espion, agent secret, police secrète [Abinal 1888]
|
Voambolana | |
|
Teny iditra |
 |
drakadraka
|
Sokajin-teny | |
anarana
|
Famaritana anglisy | |
irregularity. [Richardson 1885]
|
|