Teny iditra drakaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tsimihety] Karazam-poza vaventy, somary volomparasy manjamanja, monina eny amoron' ny ony akaikin' ny vinany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a species of crab. (Prov.) [Richardson 1885]
Voambolana 
Sampanteny 

2009/02/23