|
|
|
|

Teny iditra1  drakaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [Tsimihety] Karazam-poza vaventy, somary volomparasy manjamanja, monina eny amoron' ny ony akaikin' ny vinany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a species of crab. (Prov.)
Voambolana  5  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31