Teny iditra | dreho | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fandeha na famindra matetitetika tsy mba lava dingana, sady toa mihozohozo [Rajemisa 1985] | |
Teny iditra | dreho | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fandikana frantsay | [Tankarana] âgé, vieux. [David 1952 (takila D)] | |
Teny mitovy hevitra | drehy | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |