Teny iditra | 1 dridrodridro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Feon-javatra midilotra; feon-javatra roa mifampikasokasoka ka mikiririoka na mampangintsina any an-tsofina any. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a squeaking sound |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] grincement, craquement, cris des rats 6 [1.8] grincement ; cri des rats |
Voambolana |
7 Feo |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 11 dridroka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |