| Teny iditra | 1 drokidrokina |
| Fototeny | 2 drokidroky |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tambatambazana, kolikolena: Nodrokidrokiny ny mpiambina dia namela azy hivoaka
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|