Teny iditra (1/7) | 1 e |
Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Entina miantso, ka atao: Eo alohan'ny anaran'ny olona itenana: E! ry razana ato ambany rangolahy! Eo aorian'ny anaran'olona antsoina tsy dia hajaina loatra: Ketaka e! 4 Entina manamafy fa manaiky: Azonao ve izany? Azoko e! / Eny e! tsy azoko tsinontsinona ny toro-hevitrao! [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Ô! eh! eh bien! vraiment! 6 1. Précède les invocations: E Andriamanitra. Ô Dieu. 7 2. Ee. Non. Vitanao va ilay asa? -- Ee. Avez-vous fini le travail? -- Non. 8 3. E. Oui. Mandehàna ankehitriny izao, anaka. -- E. Partez maintenant, mon enfant. -- Je pars. 9 4. E! pour huer après une inconvenance. E! io ilay ratsy vintana! Oh! voilà le vilain! 10 5. S'ajoute aux invocations, aux appels, aux interrogations, aux chants, aux salutations, et sert souvent à donner plus d'expression ou de force au terme pécédent, ou à la voix; Ketaka e. Eh! fillette. Eny e. Eh bien, oui; oui, vraiment. [1.3] 11 particules usitées dans les phrases interrogatives ou impératives [Taisaka] [1.82] 12 exclamation d'étonnement; interjection d'appel [Taisaka] [1.82] 13 Hé! Hein! 14 1. Ohé! Sert à appeler (en s'adressant à un enfant). Ikoto e! Ohé! Koto! (cf. a, ô). 15 2. Interjection de renforcement. Veloma tompoko. Amin'ny manaraka indray indray e! Au revoir Monsieur. À la prochaine! Ireto ve adala e! Eh! vous êtes fou! [1.5] 16 1. Vocatif: eh, ô (employé dans un discours ou dans un chant pour renforcer la phrase ou lorsqu'on s'adresse à quelqu'un; employé dans les invocations). Misaotra, e zoke, "Je te remercie, ô aîné". Mba araninao e ny zaza, Rasirôva, "Mais berce donc l'enfant, Rasirôva". 17 2. En fin de phrase, renforce le sens de la phrase. Aza kay i endriny e, "Mais où est donc passée sa mère". 18 3. Sert à marquer la désapprobation, la déception, le dégoût: oh! ce n'est pas vrai! [Tanala] [1.6] |
Ohatra |
19 Rasao velona é!Teteho hoatry ny voananana é! Tapatapaho avalanao rano é! Doroy ny afon’ anjavidy é! [2.587#107] |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
21 Ny tenim-piontanana rehetra |
Teny iditra (2/7) | 22 e |
Sokajin-teny | 23 tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy |
24 eny [Taisaka, Bara]
[1.78] |
Fanazavàna teny frantsay |
25 oui [Taisaka]
[1.82] |
Tsanganana sy sary iray takila |
26 Ny tambinteny rehetra |
Teny iditra (3/7) | 27 e |
Sokajin-teny | 28 mpanoritra |
Fanazavàna teny malagasy |
29 ny: Indro e volanao [Bara]
[1.78] |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
31 Ny mpanoritra rehetra |
Teny iditra (4/7) | 32 e |
Sokajin-teny | 33 mpampiankin-teny |
Fanazavàna teny malagasy |
34 any: Mitoboky e Sale [Bara]
[1.78] |
Fanazavàna teny frantsay |
35 pour eo, ici, devant les noms de lieux: Mandeha Emanambondro izy (il va à Manambondro) [Taisaka]
[1.82] |
Tsanganana sy sary iray takila |
36 Ny mpampiankin-teny rehetra |
Teny iditra (5/7) | 37 e |
Sokajin-teny | 38 mpampitohy |
Fanazavàna teny italianina |
39 sy, ka, koa. [1.18] |
Tsanganana sy sary iray takila |
40 Ny mpampitohy rehetra |
Teny iditra (6/7) | 41 e |
Sokajin-teny | 42 anarana (eva) |
Fanazavàna teny malagasy |
43 Tarehintsoratra fahefatra ary zanatsoratra na zanapeo faharoa amin'ny abidy malagasy. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
44 the fourth letter of the Malagasy Alphabet. It is pronounced as the English ay in bay. It always takes the accent in a root word. It undergoes no change in combination with prefixes. In many passive verbs from roots ending in y, the y is changed to e, as: vonjy, vonjena; tery, terena, etc. akeky, for akaiky; maneky for manaiky; fanekena, for fanaikena. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
45 La quatrième lettre et deuxième voyelle de l'alphabet malgache. Il se prononce comme é; il n'est jamais muet: Tefena prononcez Téféna. [1.3] |
Fanazavàna teny italianina |
46 Quarta lettera dell'alfabeto malgascio. [1.18] |
Tsanganana sy sary iray takila |
47 Ny abidia |
Lahatsoratra |
48 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
Sary |
|
Teny iditra (7/7) | 50 e |
Sokajin-teny | 51 anarana (eva) |
Fanazavàna teny anglisy |
52 Euler number [3.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
53 nombre d'Euler; constante de Néper [3.1] |
Voambolana |
54 Matematika: alijebra |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19 |