|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ebo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Rehareha, rehaka, hakevohana, fisehoana ho mahay na ambony na manankarena noho ny hafa ka manambony tena noho izany; be rehaka, kevoka : Be ebo koa izany raha olona! ~ Tsy tiako iny tovolahy iny fa ebo lahy loatra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] boasting, showing off
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] vanité
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
Tovy hevitra  9  eboebo
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny ebo io

Teny iditra (2/3)12  ebo
Sokajin-teny  13  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.19] [Tankarana] qui vit aux dépends des autres ; peu courageux ; débauché.
Sampanteny 
15  Matoantenin' ny mpanao :
16  Matoantenin' ny iharana :
17  Anarana :
18  Mpamaritra :
Anaran-toerana 

Teny iditra (3/3)20  ebo
Sokajin-teny  21  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  22  [1.78] [Bara] diso, tsy marina

Fivaditsoratra  23  beo, ebo

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21