Teny iditra ede
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Entina manakora ny olona mampiseho toetra na fihetsika tsy fanao ampahibemaso: Ede! olona tsisy varany izany marina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Terme pour huer à la vue de quelque inconvenance [1.3]
Sampanteny 
Tovy hevitra eda ~ edede

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/01