Teny iditra | 1 efaina |
Fototeny | 2 efa |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Vitaina: Asa tsy maintsy hefaiho anio ity Tanterahina, lavorarina: Tsy maintsy efaina tsara izay atao, fa tsy atao kitoatoa ahory Vidina, aloa vola: Nefaiko roapolo io Onerana, averina: Tsy nanaiky aho raha tsy nefainy ny famantaranandroho nariany Vonoina: Nefainy tamin' ny lefona ilay sambobelona naratra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be accomplished |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] Qu'on finit, qu'on achève, qu'on tue 7 [1.8] qu'on termine |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny efaina io |
Fivaditsoratra | 14 efaina, efanay, iafena, iefana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |