Teny iditra | 1 efa-joro |
Singan-teny | 2 efatra, zoro |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] square, a square |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#875, 1.8] carré 6 [1.3#875] qui a quatre angles, rectangulaire 7 [1.8] un carré 8 [1.13][efajoro] quadrangulaire |
Ohatra |
9 Teo anilany nisy karazan-tilikambo efajoro avobe izay nifarana tamin' ny sarina lohan'omby nipetaka tamin' ny lafiny efatra. [2.356#] 10 Tsihy madinika amam-polony, efajoro sahabo ho iray zehy no fatao lafika ambony lasitra, ary tena anton-draharaham-behivavy mihitsy ny fandrariana sy ny fanadiovana ireny. [2.470#] |
Voambolana |
11 Matematika: rafitsary |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |