Teny iditra efa milalotra ery ianao izany
Singan-teny efa ; milalotra ; erỳ ; ianao ; izany
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana olona mandeha tsy rototra na manao raharaha mirefarefa noho ny hakamoana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08