Teny iditra | 1 efamira |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Velarana misy lafy efatra mitovy ary zoro mahitsy efatra; sary efa-joro mitovy ny lafiny efatra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] carré |
Voambolana |
5 Matematika: rafitsary |
Singan-teny | 6 efatra, mira |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 15 efamira, fiarema, iaferam, iefaram, miafera, miefara |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |