Teny iditra efi-trano
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy A room in a house [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Une chambre à la maison [1.8]
Ohatra 
1Efitrano tsotsotra ny lakilasy. [2.117]
2Nahantona eran' ny efitrano rehetra izany. [2.472]
3Ary iza àry no hianatra ao amin' io efitrano vaovao io? [2.117]
4Novahany ilay efitrano rjiisy an'i Dolfa sy i Voahirana. [2.895]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/12