Teny iditra | 1 efi-trano |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.7] a room in a house |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.8] une chambre à la maison |
Ohatra |
5 [2.117#] efitrano tsotsotra ny lakilasy. 6 [2.472#] Nahantona eran' ny efitrano rehetra izany. 7 [2.117#] Ary iza àry no hianatra ao amin' io efitrano vaovao io? 8 [2.895#] Novahany ilay efitrano rjiisy an'i Dolfa sy i Voahirana. |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 10 atrefony, efi-trano, iforetan, ifoteran, irefotan, itrefona, naefitro, niforeta, nifotera, nirefota |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |